Joshua 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa maty i Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna, mità ity Jordana ity ianao sy ireo olona rehetra ireo ho any amin’ny tany izay omeko ho an’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa maty i Môizy, mpanompoko, koa mitsangàna ianao ankehitriny, mità an’io Jordany io, ianao sy izao vahoaka rehetra izao, ho any amin’ny tany izay omeko ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Efa maty i Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna ankehitriny ianao sy ireto vahoaka rehetra ireto ka mità ity renirano Jôrdàna ity mba hiditra ao amin’ny tany izay omeko ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Efa maty Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna, mità ity Jordana ity ianao sy ireo olona rehetra ireo ho any amin'ny tany izay omeko azy, dia ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa maty i Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna, mità ity Jordana ity ianao sy ireo olona rehetra ireo ho any amin’ny tany izay omeko ho an’ny Zanak’Israely.
malagasy
Efa maty Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna, mità ity Jordana ity ianao sy ireo olona rehetra ireo ho any amin'ny tany izay omeko azy, dia ny Zanak'Isiraely.