Joshua 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomeko anareo avokoa, araka ny voalazako tamin’i Môizy, ny tany rehetra hodiavin’ny faladianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izay efa nampanantenaiko an’i Mosesy, dia omeko anareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo.
Malagasy Bible 1865
Ny tany rehetra izay hodiavin'ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin’i Mosesy.
malagasy
Ny tany rehetra izay hodiavin'ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin'i Mosesy.