Joshua 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahereza sy matanjaha fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Matanjaha ary mahereza fo, fa ianao no hampanana ity firenena ity ny tany efa nianianako tamin’ny razany homena azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho sahy sy hahery ianao, fa ianao no hitarika ireto vahoaka ireto handova ny tany izay nianianako tamin’ny razambeny fa homeko azy.
Malagasy Bible 1865
Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahereza sy matanjaha fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy.
malagasy
Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy.