Joshua 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tatỳ aorianany, izay nihainoan’NY TOMPO ny feon’olona; fa NY TOMPO niady ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy andro toy izany, na tany aloha na tatỳ aoriana, izay nihainoan’i Iaveh ny feon’ny olona anankiray, fa niady momba an’i Israely i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nisy andro tahaka iny, na taloha na taoriana, izay nihainoan’ny TOMPO hatak’olona; fa niady ho an’i Israely ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan'i Jehovah ny feon'olona; fa Jehovah niady ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tatỳ aorianany, izay nihainoan’NY TOMPO ny feon’olona; fa NY TOMPO niady ho an’ny Israely.
malagasy
Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan'i Jehovah ny feon'olona; fa Jehovah niady ho an'ny Isiraely.