Joshua 10:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo i Josoa sy ny Israely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina nankany an-toby any Galgalà i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia niverina ho any an-toby tany Gilgala i Josoa sy ny Israelita rehetra tafaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo i Josoa sy ny Israely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.
malagasy
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.