Joshua 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin’ny zohy any Makeda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra niery tao anaty zohy tao Makedà ny mpanjaka dimy lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nandositra ireo mpanjaka amôrita dimy ka niafina tao amin’ny zohy tao Makedà.
Malagasy Bible 1865
Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin'ilay zohy any Makeda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin’ny zohy any Makeda.
malagasy
Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin'ilay zohy any Makeda.