Joshua 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazaina tamin’i Josoa hoe: Indreo, miery ao anatin’ilay zohy any Makeda ny mpanjaka dimy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nolazain’ny olona tamin’i Jôsoe hoe: «Hita miery ao anatin’ny zohy ao Makedà, ny mpanjaka dimy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hita fa niafina tao ireo ka nambara tamin’i Josoa izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazaina tamin'i Josoa hoe: Indreo, miery ao anatin'ilay zohy any Makeda ny mpanjaka dimy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazaina tamin’i Josoa hoe: Indreo, miery ao anatin’ilay zohy any Makeda ny mpanjaka dimy.
malagasy
Dia nolazaina tamin'i Josoa hoe: Indreo, miery ao anatin'ilay zohy any Makeda ny mpanjaka dimy.