Joshua 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Josoa: Manakodiava vato lehibe hatampina ny vavan’ny zohy ary asio olona eo anoloany hiambina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jôsoe: «Kodiavo vato lehibe ny vava zohy, dia asio olona hiambina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanome baiko i Josoa hoe: –Anakodiavo vato lehibe eo am-bavazohy ary asio olona hiambina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josoa: Manakodiava vato lehibe hatampina ny vavan'ny zohy, ary asio olona eo anoloany hiambina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Josoa: Manakodiava vato lehibe hatampina ny vavan’ny zohy ary asio olona eo anoloany hiambina azy;
malagasy
Ary hoy Josoa: Manakodiava vato lehibe hatampina ny vavan'ny zohy, ary asio olona eo anoloany hiambina azy;