Joshua 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa aza mijanona ianareo, fa manenjeha ny fahavalonareo ka mameleza ny vodilalana; aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotry NY TOMPO Andriamanitrareo eo an-tananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo aza mijanona fa enjeho ny fahavalonareo, asio izy amin’ny vodilalany, aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotr’i Iaveh Andriamanitrareo eo an-tananareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ianareo aza mijanona any, fa enjeho ny fahavalonareo ka asio avy ao ivohony; aza avela hiditra any an-tanànany, satria efa natolotry ny TOMPO Andriamanitrareo ao an-tananareo izy.
Malagasy Bible 1865
fa ianareo aza mijanona, fa manenjeha ny fahavalonareo, ka mameleza ny vodi-lalana; aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa aza mijanona ianareo, fa manenjeha ny fahavalonareo ka mameleza ny vodilalana; aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotry NY TOMPO Andriamanitrareo eo an-tananareo.
malagasy
fa ianareo aza mijanona, fa manenjeha ny fahavalonareo, ka mameleza ny vodi-lalana; aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo.