Joshua 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary voaringan’i Josoa sy ny Zanak’Israely ireny mandra-pahalany ritra azy ka izay afa-nandositra no lasa niditra tany amin’ny tanàna mimanda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nasian’i Jôsoe sy ny zanak’i Israely ireny tamin’ny nandreseny azy mafy dia mafy ka naringany, izay mba nety ho afaka kosa dia nandositra tamin’ny tanàna mimanda;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nasian’i Josoa sy ny Israelita ireo Amôrita, dia voan’ny faharesena lehibe tokoa tamin’ny farany, ary faharesena tanteraka; saingy nisy ihany afa-nandositra ka nitsofoka tao amin’ny tanànany mimanda.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voaringan'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely mihitsy ireny mandra-pahalany ritrany, ka izay afa-nandositra no lasa niditra tany amin'ny tanàna mimanda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary voaringan’i Josoa sy ny Zanak’Israely ireny mandra-pahalany ritra azy ka izay afa-nandositra no lasa niditra tany amin’ny tanàna mimanda.
malagasy
Ary rehefa voaringan'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely mihitsy ireny mandra-pahalany ritrany, ka izay afa-nandositra no lasa niditra tany amin'ny tanàna mimanda,