Joshua 10:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina soa amantsara ho any amin’i Josoa teo an-toby tany Makeda ny vahoaka rehetra; ary tsy nisy sahy nanao vava ratsy tamin’ny Zanak’Israely intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny vahoaka rehetra niverina tsy amin’ahiahy tao an-toby any amin’i Jôsoe any Makedà, ary tsy nisy olona sahy niteny indraimbava akory manohitra ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia niverina soa aman-tsara ho any amin’i Josoa tao an-toby tany Makedà ny tafiny manontolo. Ary tsy nisy olona sahy nanao vava ratsy tamin’ny Israelita intsony.
Malagasy Bible 1865
dia niverina soa aman-tsara ho any amin'i Josoa teo an-toby tany Makeda ny vahoaka rehetra; ary tsy nisy sahy nanao vava ratsy tamin'ny Zanak'Isiraely intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina soa amantsara ho any amin’i Josoa teo an-toby tany Makeda ny vahoaka rehetra; ary tsy nisy sahy nanao vava ratsy tamin’ny Zanak’Israely intsony.
malagasy
dia niverina soa aman-tsara ho any amin'i Josoa teo an-toby tany Makeda ny vahoaka rehetra; ary tsy nisy sahy nanao vava ratsy tamin'ny Zanak'Isiraely intsony.[Heb. nandranitra ny lelany]