Joshua 10:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy indray i Josoa: Sokafy ny vavan’ny zohy ka avoahy tao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankaty amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jôsoe: «Sokafy ny vava zohy, ka avoahy ao ireo mpanjaka dimy hoentina mankatỳ amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nasain’i Josoa novohana ny vavazohy ka havoaka tao ireo mpanjaka dimy mba hoentina eo aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Josoa: Sokafy ny vavan'ny zohy, ka avoahy ao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankatỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy indray i Josoa: Sokafy ny vavan’ny zohy ka avoahy tao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankaty amiko.
malagasy
Dia hoy Josoa: Sokafy ny vavan'ny zohy, ka avoahy ao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankatỳ amiko.