Joshua 10:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia namely ireo i Josoa ka nahafaty azy ary nahantony tamin’ny hazo dimy ny fatiny; dia nihantona tamin’ny hazo ireo, mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia nasian’i Jôsoe ireo, ka nataony maty, ary nahantony tamin’ny hazo dimy, ka nihantona teo mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia novonoin’i Josoa ho faty ireo mpanjaka ary nahantony tamin’ny hazo dimy ny fatiny sady navelany teo ambara-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia namely ireo Josoa ka nahafaty azy, ary nahantony tamin'ny hazo dimy ny fatiny; ka dia nihantona tamin'ny hazo izy mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia namely ireo i Josoa ka nahafaty azy ary nahantony tamin’ny hazo dimy ny fatiny; dia nihantona tamin’ny hazo ireo, mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia namely ireo Josoa ka nahafaty azy, ary nahantony tamin'ny hazo dimy ny fatiny; ka dia nihantona tamin'ny hazo izy mandra-paharivan'ny andro.