Joshua 10:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Makedà i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lebnà, ary namely an’i Lebnà izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Makedà i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy ka nankany Libnà sy nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;
malagasy
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;