Joshua 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nandefa iraka i Adony-Zedeka, mpanjakan’i Jerosalema, ho any amin’i Hohama, mpanjakan’i Hebrona, i Pirama, mpanjakan’i Jarmota, i Jafia, mpanjakan’i Lakisy, ary i Debira, mpanjakan’i Eglona, hiteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Adônisedeka, mpanjakan’i Jerosalema dia nampitondra teny tamin’i Ohama mpanjakan’i Hebrôna, sy i Farama mpanjakan’i Jerimota, sy tamin’i Jofià mpanjakan’i Lakisa, ary tamin’i Dabira mpanjakan’i Eglôna, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia nandefasan’i Adôny-Tsedèka iraka i Hôkama mpanjakan’i Hebrôna, i Pireama mpanjakan’i Jarmôta, i Jafia mpanjakan’i Lakisy, ary i Debira mpanjakan’i Heglôna, ka nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan'i Jerosalema, ho any amin'i Hohama mpanjakan'i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan'i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan'i Lakisy, ary Debira, mpanjakan'i Eglona, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nandefa iraka i Adony-Zedeka, mpanjakan’i Jerosalema, ho any amin’i Hohama, mpanjakan’i Hebrona, i Pirama, mpanjakan’i Jarmota, i Jafia, mpanjakan’i Lakisy, ary i Debira, mpanjakan’i Eglona, hiteny hoe:
malagasy