Joshua 10:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala tany Libna i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo Lebnà i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lakisa, ka nanorina ny tobiny teo anoloany sy namely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Libnà i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy ka nankany Lakisy ary nanao fahirano azy sy nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niala tany Libna Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala tany Libna i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy.
malagasy
Dia niala tany Libna Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Lakisy, dia nitoby tandrifiny ka namely azy.