Joshua 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Israely koa i Lakisy ka azony tamin’ny andro faharoa, dia nasiany tamin’ny lelan-tsabatra izy sy ny olona rehetra tao, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’i Libna koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotr’i Iaveh teo an-tanan’i Israely i Lakisa, ka tamin’ny andro faharoa dia afany, ary nasiany tamin’ny lelan-tsabatra izy sy ny manana aina rehetra tao, toy ny nataony tamin’i Lebnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natolotry ny TOMPO teo an-tanan’ny Israelita i Lakisy ka azony tamin’ny andro faharoa. Novonoin’ireo tamin’ny sabatra ny olona rehetra tao, tahaka izay nataony tamin’i Libnà.
Malagasy Bible 1865
Dia natolotr'i Jehovah teo an-tànan'ny Isiraely koa Lakisy, ka afany tamin'ny andro faharoa izy; dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra izy sy ny olona rehetra tao, tahaka izay rehetra efa nataony tamin'i Libna koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Israely koa i Lakisy ka azony tamin’ny andro faharoa, dia nasiany tamin’ny lelan-tsabatra izy sy ny olona rehetra tao, tahaka izay rehetra efa nataony tamin’i Libna koa.
malagasy