Joshua 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra i Horama, mpanjakan’i Gezera, hamonjy an’i Lakisy; dia nasian’i Josoa izy sy ny vahoakany mandra-paharingany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra hamonjy an’i Lakisa i Horama mpanjakan’i Gazera tamin’izay, fa nasian’i Jôsoe izy sy ny vahoakany ka tsy navelany hisy afa-nandositra akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia tonga i Hôrama mpanjakan’i Gezera mba hanampy an’i Lakisy, nefa resin’i Josoa izay mbamin’ny tafiny ka tsy nisy niangana.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra Horama, mpanjakan'i Gazera, hamonjy an'i Lakisy; dia nasian'i Josoa izy sy ny vahoakany mandra-paha-tsy nisy niangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra i Horama, mpanjakan’i Gezera, hamonjy an’i Lakisy; dia nasian’i Josoa izy sy ny vahoakany mandra-paharingany.
malagasy
Dia niakatra Horama, mpanjakan'i Gazera, hamonjy an'i Lakisy; dia nasian'i Josoa izy sy ny vahoakany mandra-paha-tsy nisy niangana.