Joshua 10:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niala tany Lakisy indray i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Lakisa i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy dia nankany Eglôna, ka nitoby teo anoloany sy namely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Lakisy i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy, ka nankany Heglôna ary dia nanao fahirano azy sy nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niala tany Lakisy Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niala tany Lakisy indray i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy,
malagasy
Dia niala tany Lakisy Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy;