Joshua 10:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niakatra niala tany Eglona i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra avy eo Eglôna i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Hebrôna, ka namely azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Heglôna i Josoa sy ny Israelita niaraka taminy ka niakatra ho any Hebrôna, ary nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra niala tany Eglona Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niakatra niala tany Eglona i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy,
malagasy
Dia niakatra niala tany Eglona Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy;