Joshua 10:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitodika nankany Dabira i Jôsoe sy i Israely rehetra niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia niverina ho any Debira i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy ka nanafika azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina i Josoa sy ny Israely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy,
malagasy
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy;