Joshua 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara atỳ amiko ka manampia ahy, hamelezantsika an’i Gibeona; fa efa nanao fihavanana tamin’i Josoa sy ny Zanak’Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Miakara atỳ amiko ianareo, avia hanampy ahy hamelezantsika an’i Gabaôna, satria nanao fihavanana tamin’i Jôsoe sy ny zanak’i Israely izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Miakara hanampy ahy hamely an’i Gibehôna satria ny mponina ao aminy efa nanao fanekempihavanana tamin’i Josoa sy ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Miakara atỳ amiko, ka manampia ahy, hamelezantsika an'i Gibeona; fa efa nanao fihavanana tamin'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara atỳ amiko ka manampia ahy, hamelezantsika an’i Gibeona; fa efa nanao fihavanana tamin’i Josoa sy ny Zanak’Israely izy.
malagasy
Miakara atỳ amiko, ka manampia ahy, hamelezantsika an'i Gibeona; fa efa nanao fihavanana tamin'i Josoa sy ny Zanak'Isiraely izy.