Joshua 10:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasian’i Josoa izy ireo hatrany Kadesy-Barnea ka hatrany Gaza ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasian’i Jôsoe ireny, hatrany Kadesa-Barne ka hatrany Gazà ary ny tany Gôsena rehetra hatrany Gabaôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nalain’i Josoa avokoa, nanomboka teo Kadesy-Barnea sy Gazà any atsimo, ka hatrany amin’ny faritanin’i Gôsena sy hatrany Gibehôna kosa any avaratra.
Malagasy Bible 1865
Dia nasian'i Josoa izy hatrany Kadesi-barnea ka hatrany Gaza, ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasian’i Josoa izy ireo hatrany Kadesy-Barnea ka hatrany Gaza ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona.
malagasy
Dia nasian'i Josoa izy hatrany Kadesi-barnea ka hatrany Gaza, ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona.