Joshua 10:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon’i Josoa indray mandeha satria NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no niady ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanafihana indray mandeha monja no nahazoan’i Jôsoe ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny rehetra, satria i Iaveh Andriamanitr’i Israely no niady ho an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny mpanjaka rehetra mbamin’ny taniny manontolo dia nalain’i Josoa tamin’ny famelezana indray mandeha ihany, satria ny TOMPO Andriamanitr’i Israely mihitsy no niady ho an’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon'i Josoa indray mandeha, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no niady ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon’i Josoa indray mandeha satria NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no niady ho an’ny Israely.
malagasy
Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon'i Josoa indray mandeha, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no niady ho an'ny Isiraely.Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala.