Joshua 10:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina ho any an-toby tany Gilgala i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia niverina nankany an-toby any Galgalà i Jôsoe, sy i Israely rehetra niaraka taminy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia niverina ho an-toby tany Gilgala i Josoa sy ny Israelita rehetra niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina ho any an-toby tany Gilgala i Josoa sy ny Israely rehetra niaraka taminy.
malagasy
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala.