Joshua 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niangona ireo mpanjaka dimy tamin’ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra dia nitoby tandrifin’i Gibeona ka namely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niangona ny mpanjakan’ny Amôreana dimy lahy, ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrôna, ny mpanjakan’i Jerimota, ny mpanjakan’i Lakisa ary ny mpanjakan’i Eglôna, ka niakatra niaraka tamin’ny mpiantafika rehetra, ary nanorina ny tobiny teo akaikin’i Gabaôna sy nanao fahirano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivondrona ireo mpanjaka amôrita dimy lay, izany hoe ny mpanjaka tao Jerosalema sy Hebrôna mbamin’ny mpanjaka tao Jarmôta sy Lakisy ary Heglôna, ka niakatra niaraka tamin’ny tafiny rehetra hitoby tandrifin’i Gibehôna sy hanao fahirano azy.
Malagasy Bible 1865
Dia niangona ireo mpanjaka dimy tamin'ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan'i Jerosalema, ny mpanjakan'i Hebrona, ny mpanjakan'i Jarmota, ny mpanjakan'i Lakisy, ary ny mpanjakan'i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra, ary nitoby tandrifin'i Gibeona ka namely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niangona ireo mpanjaka dimy tamin’ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra dia nitoby tandrifin’i Gibeona ka namely azy.
malagasy