Joshua 10:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra niala tany Gilgala i Josoa sy ny mpanafika rehetra tao aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra avy any Galgalà i Jôsoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy, mbamin’ny mpiady mahery rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Gilgala i Josoa sy ny tafika manontolo niaraka taminy, indrindra ny lehilahy mahery fo rehetra;
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra niala tany Gilgala Josoa sy ny mpanafika rehetra teo aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra niala tany Gilgala i Josoa sy ny mpanafika rehetra tao aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra.
malagasy
Dia niakatra niala tany Gilgala Josoa sy ny mpanafika rehetra teo aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra.