Joshua 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Aza matahotra azy fa efa natolotra eo an-tananao izy ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Aza matahotra azy, fa efa natolotro eo an-tananao izy, ka tsy hahatoha anao na dia iray aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy ny TOMPO tamin’i Josoa: –Aza atahoranao ny mpanjaka amôrita satria hatolotro ho eo an-tananao ireo ka tsy hisy afaka hanohitra anao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra azy, fa efa natolotra eo an-tananao izy, ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Josoa: Aza matahotra azy fa efa natolotra eo an-tananao izy ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra azy, fa efa natolotra eo an-tananao izy, ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza.