Joshua 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tampoka tamin’ireo i Josoa fa nanao lava alina avy tany Gilgala izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirotsaka tampoka tamin’izy ireo i Jôsoe: fa nanao lava alina izy no niakatra avy any Galgalà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha nandritra ny alina avy tao Gilgala i Josoa sy ny tafiny ka namely tampoka an’ireo Amôrita.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tampoka tamin'ireo Josoa; fa nanao lava alina-avy tany Gilgala izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tampoka tamin’ireo i Josoa fa nanao lava alina avy tany Gilgala izy.
malagasy
Ary tonga tampoka tamin'ireo Josoa; fa nanao lava alina-avy tany Gilgala izy.