Joshua 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany koa dia niverina i Josoa ka naka an’i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin’ny sabatra satria i Hazora no renivohitr’ireny fanjakana rehetra ireny fahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany ihany i Jôsoe dia niverina naka an’i Asôra, ka namono ny mpanjakany, fa i Asôra no renivohitr’ireny fanjakana ireny fahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niverina i Josoa, dia naka an’i Hatsôra satria i Hatsôra no renivohitr’ireo fanjakana tany avaratra. Novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanjakany
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia niverina Josoa ka nahafaka an'i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin'ny sabatra, satria Hazora no lohan'ireny fanjakana rehetra ireny fahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany koa dia niverina i Josoa ka naka an’i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin’ny sabatra satria i Hazora no renivohitr’ireny fanjakana rehetra ireny fahiny.
malagasy
Ary tamin'izany dia niverina Josoa ka nahafaka an'i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin'ny sabatra, satria Hazora no lohan'ireny fanjakana rehetra ireny fahiny.