Joshua 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana kosa dia tsy mba nodoran’ny Israely, afa-tsy i Hazora ihany, izay nodoran’i Josoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy nodoran’i Israely anefa ny tanàna niorina teny an-kavoana, afa-tsy i Asôra ihany, izay nodoran’i Jôsoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ireo tanàna rehetra niorina teny amin’ny havoana dia tsy mba nodoran’ny Israelita, afa-tsy i Hatsôra irery izay nasain’i Josoa nodorana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana dia tsy mba nodoran'ny Isiraely afa-tsy Hazora ihany, izay nodoran'i Josoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana kosa dia tsy mba nodoran’ny Israely, afa-tsy i Hazora ihany, izay nodoran’i Josoa.
malagasy
Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana dia tsy mba nodoran'ny Isiraely afa-tsy Hazora ihany, izay nodoran'i Josoa.