Joshua 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy mpanompony no nandidian’i Mosesy an’i Josoa dia izany no nataon’i Josoa: Tsy nisy namelany izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy mpanompony dia nandidian’i Môizy an’i Jôsoe koa, ka notanterahin’i Jôsoe, tsy nisy namelany izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay baiko rehetra nomen’ny TOMPO an’i Mosesy mpanompony dia nampitainy tamin’i Josoa; ka izany no nataon’i Josoa tsy nisy namelany.
Malagasy Bible 1865
Araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy mpanompony no nandidian'i Mosesy an'i Josoa; ka dia izany no nataon'i Josoa: tsy nisy namelany izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy mpanompony no nandidian’i Mosesy an’i Josoa dia izany no nataon’i Josoa: Tsy nisy namelany izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy mpanompony no nandidian'i Mosesy an'i Josoa; ka dia izany no nataon'i Josoa: tsy nisy namelany izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.