Joshua 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasan’i Josoa avokoa izany tany rehetra izany, na ny havoana na i Negeva rehetra na i Gosena rehetra, na i Sefela na ny tany ngazana na ny tany be havoana any Israely sy ny tany lemaka any aminy koa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nahazoan’i Jôsoe izany tany rehetra izany, dia ny Tendrombohitra, ny Negeba manontolo, ny faritanin’i Gôsena rehetra, ny tany lemaka, ny Arabaha, ny tany havoana sy ny tany lemak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia azon’i Josoa avokoa ilay tany: dia ny faritra be tendrombohitra sy i Negeba manontolo any atsimo, ny faritr’i Gôsena manontolo, ny lemak’i Sefelà, ny lohasahan’i Jôrdàna, ary ny faritra misy tendrombohitra sy lemaka any avaratra.
Malagasy Bible 1865
Dia lasan'i Josoa avokoa izany tany rehetra izany na ny tany havoana, na ny tany atsimo rehetra, na ny tany Gosena rehetra, na ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tani-hay na ny tany havoan'ny Isiraely sy ny tany lemaka aminy koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasan’i Josoa avokoa izany tany rehetra izany, na ny havoana na i Negeva rehetra na i Gosena rehetra, na i Sefela na ny tany ngazana na ny tany be havoana any Israely sy ny tany lemaka any aminy koa,
malagasy
Dia lasan'i Josoa avokoa izany tany rehetra izany na ny tany havoana, na ny tany atsimo rehetra, na ny tany Gosena rehetra, na ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tani-hay na ny tany havoan'ny Isiraely sy ny tany lemaka aminy koa, [Heb. Sefela][Heb. Arabà]