Joshua 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharitra no niadian’i Josoa tamin’ireny mpanjaka rehetra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharitra andro maro no niadian’i Jôsoe tamin’ireo mpanjaka rehetra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra ela ny ady nataon’i Josoa tamin’ireo mpanjaka rehetra ireo.
Malagasy Bible 1865
Ela no niadian'i Josoa tamin'ireny mpanjaka rehetra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharitra no niadian’i Josoa tamin’ireny mpanjaka rehetra ireny.
malagasy
Ela no niadian'i Josoa tamin'ireny mpanjaka rehetra ireny.