Joshua 11:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy tanàna nanao fihavanana tamin’ny Zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin’ny ady avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy tanàna iray akory nanao raharaham-pihavanana tamin’ny zanak’i Israely afa-tsy ny Heveanina izay nonina tao Gabaôna, fa tamin’ny fiadiana avokoa no nahazoany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy tanàna nanaovan’ny Israelita fanekempihavanana afa-tsy i Gibehôna izay nonenan’ny Hivita; fa ireo tanàna hafa rehetra dia nalainy tamin’ny ady avokoa.
Malagasy Bible 1865
Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin'ny Zanak'Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin'ny ady avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy tanàna nanao fihavanana tamin’ny Zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin’ny ady avokoa izy rehetra.
malagasy
Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin'ny Zanak'Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin'ny ady avokoa izy rehetra.