Joshua 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tamin’ny Kananita any atsinanana sy any andrefana ary tamin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita ary ny Jebosita tany amin’ny havoana ary tamin’ny Hivita tany am-pototr’i Hermona, tany amin’ny tany Mizpa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny Kananeanina atsinanana sy andrefana, amin’ny Amôreana, ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Jeboseanina, any an-tendrombohitra, ary amin’ny Heveanina any ambodin’i Hermôna, dia any amin’ny tany Masfà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefasan’i Jabîna iraka ihany koa ny Kanahanita tany atsinanana sy andrefan’i Jôrdàna, ny Amôrita sy Hetita ary ny Perizita sy Jebosita tany an-tendrombohitra, ary ireo Hivita nonina tany am-pototr’i Hermôna, tany amin’ny faritanin’i Mitsepà.
Malagasy Bible 1865
dia tamin'ny Kananita any atsinanana sy any andrefana, ary tamin'ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita ary ny Jebosita tany amin'ny tany havoana, ary tamin'ny Hivita tany am-bodin'i Hermona, tany amin'ny tany Mizpa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tamin’ny Kananita any atsinanana sy any andrefana ary tamin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita ary ny Jebosita tany amin’ny havoana ary tamin’ny Hivita tany am-pototr’i Hermona, tany amin’ny tany Mizpa.
malagasy