Joshua 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha izy ireo sy ny miaramilany rehetra teo aminy ka olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny hamaroany, ary ny soavaliny sy ny kalesy fitondrany miady dia maro indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka ireny, dia nomban’ny tafiny rehetra, vahoaka tsy hita isa toy ny fasika any amoron-dranomasina, sy ny soavaly aman-kalesiny be dia be indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ireo mpanjaka rehetra ireo, niaraka tamina miaramila tsy hita isa tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina ary soavaly sy kalesy maro dia maro.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka izy ireo sy ny miaramilany rehetra teo aminy, dia olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny hamaroany, ary ny soavaliny sy ny kalesiny dia maro indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha izy ireo sy ny miaramilany rehetra teo aminy ka olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny hamaroany, ary ny soavaliny sy ny kalesy fitondrany miady dia maro indrindra.
malagasy
Dia nivoaka izy ireo sy ny miaramilany rehetra teo aminy, dia olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny hamaroany, ary ny soavaliny sy ny kalesiny dia maro indrindra.