Joshua 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo dia nandeha hiady tamin’ny Israely ka nitoby teo anilan’ny rano Meroma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory avokoa ireo mpanjaka ireo, dia tonga niara-nitoby teo akaikin’ny ranon’i Merôma, mba hanafika an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifanaraka izy rehetra ka tonga niara-nitoby teo akaikin’ny loharanon’i Merôma mba hiady amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo, dia nandeha izy hiady tamin'ny Isiraely ka nitoby teo anilan'ny rano Meroma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo dia nandeha hiady tamin’ny Israely ka nitoby teo anilan’ny rano Meroma.
malagasy
Ary rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo, dia nandeha izy hiady tamin'ny Isiraely ka nitoby teo anilan'ny rano Meroma.