Joshua 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Josoa sy ny vahoaka mpanafika rehetra teo aminy ka tonga tampoka teo amin’ireo teo amoron’ny rano Meroma, dia namely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nirotsaka tampoka tamin’izy ireo teo akaikin’ny ranon’i Merôma i Jôsoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy ka niantoraka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Josoa sy ny tafiny manontolo hamely tampoka ny fahavalo tao akaikin’ny loharanon’i Merôma, ka niantoraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Josoa sy ny vahoaka rehetra mpanafika teo aminy ka tonga tampoka taminy teo amoron'ny rano Meroma, dia namely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Josoa sy ny vahoaka mpanafika rehetra teo aminy ka tonga tampoka teo amin’ireo teo amoron’ny rano Meroma, dia namely azy.
malagasy
Dia nandeha Josoa sy ny vahoaka rehetra mpanafika teo aminy ka tonga tampoka taminy teo amoron'ny rano Meroma, dia namely azy.