Joshua 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatanteraka taminy araka izay efa nandidian’NY TOMPO azy i Josoa: Notraingoiny ny soavalin’ireny ary nodorany tamin’ny afo ny kalesy fitondrany miady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Jôsoe tamin’izy ireo araka izay nolazain’i Iaveh azy, ka ny soavaliny notraingoiny, ny kalesiny nodorany tamin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izay nolazain’ny TOMPO no nataon’i Josoa taminy, ka notraingoiny ny soavalin’ireo ary nodorany tamin’ny afo ny kalesiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa dia nanao taminy araka izay efa nandidian'i Jehovah azy: ny soavalin'ireny notraingoiny ary ny kalesiny nodorany tamin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatanteraka taminy araka izay efa nandidian’NY TOMPO azy i Josoa: Notraingoiny ny soavalin’ireny ary nodorany tamin’ny afo ny kalesy fitondrany miady.
malagasy
Ary Josoa dia nanao taminy araka izay efa nandidian'i Jehovah azy: ny soavalin'ireny notraingoiny ary ny kalesiny nodorany tamin'ny afo.