Joshua 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpanjakan’i Dora eo amin’ny havoanan’i Dora, iray; ny mpanjakan’i Goima any Gilgala, iray;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanjakan’i Dôra, eo amin’ny havoanan’i Dôra, iray, ny mpanjakan’i Gôjima, ao Galgalà, iray; ny mpanjakan’i Tersà, iray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Dôra eo amoron-tsiraka, i Gôima any Galilea,
Malagasy Bible 1865
ny mpanjakan'i Dora eo amin'ny havoan'i Dora, iray; ny mpanjakan'ny firenen-tsamy hafa any Gilgala, iray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpanjakan’i Dora eo amin’ny havoanan’i Dora, iray; ny mpanjakan’i Goima any Gilgala, iray;
malagasy
ny mpanjakan'i Dora eo amin'ny havoan'i Dora, iray; ny mpanjakan'ny firenen-tsamy hafa any Gilgala, iray;ny mpanjakan'i Tirza, iray. Iraika amby telo-polo no isan'ny mpanjaka rehetra.