Joshua 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny ilany atsinanan’ny tany ngazana hatreo amin’ny ranomasina Kinerota ka hatramin’ny ranomasina Arabà, ny Ranomasintsira, amin’ny lalana mankany Bety-Jesimota, ary hatrany amin’ny tany atsimo eo amin’ny sisin’i Pisga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny Arabaha, hatrany amin’ny ranomasina Kenereta any atsinanana, sy amin’ny ranomasin’ny Arabaha dia ny Ranomasin-tSira any atsinanana, amin’ny lalana mankany Betisimota; ary amin’ny ilany atsimo dia hatrany am-pototry ny kisolosolon’i Fasgà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
azy koa ny lohasahan’i Jôrdàna ilay atsinanana, manomboka hatreo amin’ny farihin’i Genesareta any avaratra, ka hatrany amin’ny Ranomasina Maty eo akaikin’i Bety-Jesimôta; ary tao atsimo kokoa dia azy ny faritany eo am-pototry ny havoana Pisgà.
Malagasy Bible 1865
ary ny ilany atsinanan'ny tani-hay hatramin'ny Ranomasina Kinerota ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay, dia ny Ranomasintsira, amin'ny lalana mankany Beti-jesimota, ary hatramin'ny tany atsimo eo am-bodin'i Pisga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny ilany atsinanan’ny tany ngazana hatreo amin’ny ranomasina Kinerota ka hatramin’ny ranomasina Arabà, ny Ranomasintsira, amin’ny lalana mankany Bety-Jesimota, ary hatrany amin’ny tany atsimo eo amin’ny sisin’i Pisga.
malagasy
ary ny ilany atsinanan'ny tani-hay hatramin'ny Ranomasina Kinerota ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay, dia ny Ranomasintsira, amin'ny lalana mankany Beti-jesimota, ary hatramin'ny tany atsimo eo am-bodin'i Pisga. [Heb. Arabà]