Joshua 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azony koa ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, isan’ny Refaìta sisa, izay nitoetra tany Astarota sy Edrehy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basàna, isan’ny sisan’ny Refaima nonina tao Aztarôta sy Edraia:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faharoa dia i Hôga, iray amin’ireo Refaîta sisa tavela; mpanjakan’i Basàna izy ary nipetraka tao Hastarôta na Edrehỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary azony koa ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basana, isan'ny Refaita sisa, izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azony koa ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, isan’ny Refaìta sisa, izay nitoetra tany Astarota sy Edrehy,
malagasy
Ary azony koa ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basana, isan'ny Refaita sisa, izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy,