Joshua 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tanàna rehetra izay an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatrany amin’ny sisintanin’ny taranak’i Amona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tanàna rehetra an’i Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, izay nanjaka tao Hesebona, hatrany amin’ny faritanin’ny taranak’i Amôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mahazo ireo tanànan’i Sihôna, ilay mpanjaka amôrita nanjaka tao Hesbôna sy nanan-tany tafapaka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Hamônita;
Malagasy Bible 1865
ary ny tanàna rehetra izay an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin'ny faritanin'ny taranak'i Amona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tanàna rehetra izay an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatrany amin’ny sisintanin’ny taranak’i Amona,
malagasy
ary ny tanàna rehetra izay an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin'ny faritanin'ny taranak'i Amona,