Joshua 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Gileada, ny tanin’ny Gesorita, ny Makatita, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary i Basana rehetra hatrany Saleka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Galaada, ny faritanin’ny Gesorianina sy ny Makatianina, ny tendrombohitra Hermôna rehetra ary i Basàna rehetra hatrany Sakelà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ao anatiny koa i Gilehada, ny faritanin’i Gesora sy i Mahekà, ny tendrombohitra Hermôna, ary i Basàna manontolo hatrany Salkà;
Malagasy Bible 1865
ary Gileada sy ny tanin'ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Gileada, ny tanin’ny Gesorita, ny Makatita, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary i Basana rehetra hatrany Saleka,
malagasy
ary Gileada sy ny tanin'ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka,