Joshua 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny fanjakana rehetra an’i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarota sy Edrehy, izy ihany no sisa tamin’ny Refaìta fa resin’i Mosesy ireny ka noroahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanjakana rehetra tany Basàna an’i Oga, izay nanjaka tany Astarôta sy tany Edraia; izy io no hany sisa tamin’ny Refaima: resin’i Môizy ireo mpanjaka ireo ka noroahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbola anisan’izany koa ny fanjakan’i Hôga, iray amin’ireo Refaîta sisa tavela ary nanjaka tao Hastarôta sy Edrehỳ tany Basàna. Resin’i Mosesy avokoa ireo firenena ireo ka noroahiny.
Malagasy Bible 1865
dia ny fanjakana rehetra an'i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin'ny Refaita); fa resin'i Mosesy ireny ka noroahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny fanjakana rehetra an’i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarota sy Edrehy, izy ihany no sisa tamin’ny Refaìta fa resin’i Mosesy ireny ka noroahiny.
malagasy
dia ny fanjakana rehetra an'i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin'ny Refaita); fa resin'i Mosesy ireny ka noroahiny.