Joshua 13:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fokon’i Levy ihany no tsy nomeny lova; fa ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no lovany araka izay nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon’i Levì tokana no tsy mba nomen’i Môizy lova, fa ny sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely no lovany araka ny voalazany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fokon’i Levỳ kosa no hany tsy nomen’i Mosesy zaratany holovany. Ny anjarany dia alaina amin’ny sorona dorana amin’ny afo ho an’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely araka izay efa nampanantenain’ny Tompo azy.
Malagasy Bible 1865
Ny firenen'i Levy ihany no tsy nomeny lova; ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany araka izay nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fokon’i Levy ihany no tsy nomeny lova; fa ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no lovany araka izay nolazainy taminy.
malagasy
Ny firenen'i Levy ihany no tsy nomeny lova; ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany araka izay nolazainy taminy.