Joshua 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomen’i Mosesy lova koa ny fokon’i Robena araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Môizy lova ny fokon’ny tarana-dRobena, araka ny fianakaviany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Mosesy anjara ny fokon’ny Reobenita ho an’ireo tarika ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'i Mosesy lova ny firenena taranak'i Robena araka ny fokony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomen’i Mosesy lova koa ny fokon’i Robena araka ny fianakaviany.
malagasy
Ary nomen'i Mosesy lova ny firenena taranak'i Robena araka ny fokony