Joshua 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Hesbona sy ny tanànany rehetra izay eo amin’ny tany lemaka, i Dibona, i Bamota-Baala, i Bety-Baala-Meona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hesebona sy ny tanànany rehetra amin’ny tany lemaka, Dibôna, Bamôta-Baala, Bety-Baala-Maona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
isan’izany koa i Hesbôna sy ny tanàna rehetra eny amin’io lembalemba io, dia i Dibôna, i Bamôta-Bahala, i Bety-Bahala-Mehôna,
Malagasy Bible 1865
dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin'ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamotabala sy Beti-bala-meona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Hesbona sy ny tanànany rehetra izay eo amin’ny tany lemaka, i Dibona, i Bamota-Baala, i Bety-Baala-Meona,
malagasy
dia Hesbona sy ny tanànany rehetra, izay eo amin'ny tany lemaka, sy Dibona sy Bamotabala sy Beti-bala-meona