Joshua 13:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kiriataima, i Sibma, i Zareta-Sahara ao amin’ny tendrombohitra mandondona eo ambonin’ny lohasaha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kariataima, Sabamà, Sarat-Asara amin’ny tendrombohitra ao an-dohasaha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kiriataîma, Sibmà, i Tsereta-Sahary izay eo amin’ilay havoana mandondona ny lohasahan’i Jôrdàna,
Malagasy Bible 1865
sy Kiria-taima sy Sibma sy Zareta-sahara amin'ny tendrombohitra ao an-dohasaha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kiriataima, i Sibma, i Zareta-Sahara ao amin’ny tendrombohitra mandondona eo ambonin’ny lohasaha,
malagasy
sy Kiria-taima sy Sibma sy Zareta-sahara amin'ny tendrombohitra ao an-dohasaha,